Feed
MG: Fiadanana ho antsika tsirairay avy ... Mba hahafahana misitraka indray ny mihaino ny RKM dia mangataka aminareo mpihaino malagasy maneran-tany mba hanohana ny RKM. Isaorana anareo sahady fa mbola vonona foana izahay ny andefa toriteny, vavaka sy fampaherezana ho antsika tsirairay avy izay mahazo fifaliana, fiadanana, hery eo am-pihainoana ity webradio ity . Mankasitraka anao indrindra tompoko, ho Tahin'i Jesosy Tompo ! ----- FR: Que la paix soit sur chacun de nous... Afin de retrouver le plaisir d'écouter RKM, nous demandons aux auditeurs du monde entier, de soutenir notre Radio Kristianina Malagasy. Nous sommes toujours prêts à envoyer des prières et des encouragements pour chacun de vous. Recevons joie, paix, force en écoutant RKM. Merci beaucoup , Béni soit le Seigneur Jesus !
{{ tier.Description }}