Radio Kristianina Malagasy

Fiadanana ho antsika tsirairay avy ... Mba hahafahana misitraka indray ny mihaino ny RKM dia mangataka aminareo mpihaino malagasy maneran-tany mba hanohana ny RKM. Isaorana anareo sahady fa mbola vonona foana izahay ny andefa toriteny, vavaka sy fampaherezana ho antsika tsirairay avy izay mahazo fifaliana, fiadanana, hery eo am-pihainoana ity webradio ity . Mankasitraka anao indrindra tompoko, ho Tahin'i Jesosy Tompo !

Make money doing what you love. No fees on donations!
Start a free Ko-fi page

loading